Entry fihaonana (haona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fifanenana, fifankahitana: Teny an-tsena no nifankahitan' ny olona taloha ka izany no niantsoana ny tsena fahiny hoe fihaonana
Fifanenana, fiadiana: Fihaonan-dalana [1.1]
Explanations in English A place of resort, an appointment, a market, so called in a time of mourning. [1.2]
 A meeting; a meeting place [1.7]
unkLabel:wordtran.: Jonction [1.8, 13]
Explanations in French Rencontre [1.8]
 Intersection [1.13]
Examples 
1Famangiana ihany no anton' ny fihaonana. [2.366]
2ary dia nangataka fihaonana taminay, hono, izy. [2.643]
3Maro ny fihaonana tsy nanaovan-draharaha nalehan' ny iraka. [2.366]
4Mila hitovy hatrany ny resaka amin' ireny fihaonana kely mahantra ireny. [2.472]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/27