UCTS




 
  Quotes : UCTS

Taratra
2012/05/12
Nanambara ny Vondron’ny mpitatitra miasa manodidina ny renivohitra (Ucts) fa vonona izy ireo hisahana ny fitaterana ny alatsinainy izao, manoloana ny fanapahan-kevitry ny mpitatitra an-drenivohitra (Uctu) hanao fitokonana fanairana mandritra ny 24 ora.