Index

Proverbs : zaraina

Proverb Ny hanina zaraina mora lany; ny raharaha zaraina mora vita ; ny sakafo lany mahatsara vava. [Cousins 1871 #2249]
Ny hanin-jarai-mora lany, ny entan-jarai-mora zaka, ny sakafo lany mahatsara vava! [Rinara 1974 #3029]
Ny hani-zarai-mora lany ; ny raharaha-zarai-mora vita. [Nicol 1935 #15]
French translation Un repas pris en commun est vite achevé; une besogne mise en commun est vite accomplie. [Nicol 1935 #15]

Index