Index

Proverbs : voaroy

Proverb Sokina am-body voaroy: alain-tsy azo; avela, mahamanina. [Cousins 1871 #2916]

Proverb Sokina anaty voaroy: hitan' ny maso fa sarotra alaina. [Houlder 1895 #1213]
Sokina anaty voaroy, ka hitan' ny maso fa sarotra alaina. [Rinara 1974 #3917]
French translation Un hérisson dans les ronces: on le voit, mais il est difficile de l' y aller prendre. [Houlder 1895]

Proverb Sokina anaty voaroy : indroa voahodidin' ny tsilo ity hena. [Rinara 1974 #3916]

Index