Proverbs : voamaho

Proverb2569 Ingahibe nitono voamaho , azom-pahasahiranana an-trano . [Rinara 1974 #1436]

Proverb3055 Lango voamaho : ny pipiny ka re fa ny tandefony tsy hita. [Samson 1965 #L28]

Proverb6227 Ranalahy nitono voamaho : nahazo saoka an-drano. [Samson 1965 #R19]
Rañalahy nitono voamaho : azon--tsaoka an-draño . [Houlder 1895]
Malagasy interpretation Ingahibe nitono voamaho: azom-pahasahiranana an-trano. [Houlder 1895]

Proverb8255 Voamaho ny olombelona : lah’ tsy tohinina tsy manitra . [Samson 1965 #V73]

Index