Index

Proverbs : voalohany

Proverb Andrianjafy nanao ny lalàna no nihinana ny fotsimbary aloha. [Houlder 1895, Veyrières 1913]
Andrianjafy nanao ny lalàna no nihinana ny fotsimbary nialoha. [Cousins 1871]
Andrianjafy nanao ny lalàna no nihinana ny fotsimbary voalohany. [Rinara 1974 #232]
French translation C' est Andrianjafy, le législateur, qui a mangé du riz blanc le premier. [Veyrières 1913 #277]
C' est Andrianjafy, le législateur qui a mangé le riz blanc le premier. [Houlder 1895]
French interpretation Hommage rendu au législateur. [Veyrières 1913 #277]

Proverb Malemy amy ny voalohany, fa sarotra amy ny farany. [Cousins 1871 #1462]
Malemy amin' ny voalohany fa sarotra amin' ny farany. [Veyrières 1913 #6231, Rinara 1974 #1936]
French translation Facile dans les débuts, mais difficile à la fin. [Veyrières 1913 #6231]

Proverb Ny fanambadiana tahaka ny kotrokorana : ny voalohany ihany no mahamanina, fa ny aoriana tselatra sy varatra be ihany. [Cousins 1871]
Ny fanambadiana toy ny kotrok' orana, ny voalohany no mahamanina fa aoriana mampanahy. [Rinara 1974 #2955]

Index