Index

Proverbs : tsitsitra

Proverb 1Raha anarin-tsy zaka hianao, dia tsetsetra ny an' ny olona fa tsitsitra kosa ho anao. [2.558 #3550]
Raha anarin-tsy zaka hianao, tsetsetra no ho an' ny olona, fa tsitsitra kosa no ho anao. [2.165]
Raha anarin-tsy zaka hianao, tsetsetra no ho an' olona, fa tsitsitra kosa ho anao. [2.415 #6393]
French translationSi vous n' acceptez pas d' être réprimandé, les gens (qui vous réprimandent) en auront du regret, mais pour vous ce sera la mort. [2.165]
Si vous ne supportez pas les réprimandes, on le regrettera, mais pour vous ce sera la mort. [2.415 #6393]
French interpretationJeu de mots sur "tsetsetra" et "tsitsitra" . [2.165]
Proverbe fait d'assonance : tsetsetra et tsitsitra. [2.415 #6393]

Index