Index

Proverbs : tokonana

Proverb Ahitra no nanafintohina, ka ny tokonana no haetry! [Rinara 1974]

Proverb Andevo maro tompo, ka mifidy ny avo tokonana. [Rinara 1974 #212]
Andevo maro tompo: mifidy izay avo tokonana. [Veyrières 1913 #536, Cousins 1871 #172]
French translation Esclave qui est à plusieurs maîtres : il travaille d' abord pour celui qui est le plus riche. [Veyrières 1913 #536]

Proverb Avo tokonana ka be anjonanjona. [Rinara 1974 #29]

Proverb Fitia tokonana : tiana ihany fa hitsakitsahina. [Rinara 1974 #1181]

Proverb Izay avo tokonana, mahamena-maso. [Rinara 1974 #1481]

Proverb Miohatra ny tokonana tsy afaka, ka miohatra ny rindrina vao afaka ! [Houlder 1895]
French translation Vous n' avez pas réussi en passant sur le seuil, et vous réussiriez en passant par-dessus le mur! [Houlder 1895]

Index