Index

Proverbs : toaka

Proverb Kamboty tia toaka: ny haren-dany, ny tena tsy misy mpananatra. [Veyrières 1913 #1032, Cousins 1871 #1230]
Kamboty tia toaka : tsy ny haren--dany ihany no very, fa ny tenany koa. [Rinara 1974 #1591]
French translation Orphelin qui aime à boire du rhum : ses richesses sont épuisées et il n' y a personne pour le gourmander. [Veyrières 1913 #1032]
French interpretation Se disait des ivrognes et débauchés. [Veyrières 1913 #1032]

Proverb Manjaka indray mahamasa-bary, toy ny leon' ny toaka mena. [Rinara 1974 #2117]

Proverb Manjaka telo minitra hoatry ny varivarin-toaka. [Veyrières 1913 #5555]
Manjaka telo minitra, ohatra ny varivarin-toaka. [Cousins 1871]
French translation Régner pendant trois minutes comme celui qui est rendu joyeux par le rhum. [Veyrières 1913 #5555]
French interpretation Se disait de l' ivresse, et des joies de peu de durée. [Veyrières 1913 #5555]

Proverb Tsy leon-toaka am--bavan’ olona hianao, fa ny am--bavanao no mankaleo anao. [Cousins 1871 #3361]
Tsy leon-toaka am-bavan' olona hianao, fa ny am--bavanao no mankaleony anao. [Rinara 1974 #4507]

Index