Index

Proverbs : teza

Proverb 1Miandry teza ho lavo. [2.415 #3354, 1.1]
Tsy mety raha dia miandry teza ho lavo. [2.558 #4589, 2.653 #3408]
Tsy mety raha miandry teza ho lavo, na mirary harena ho lovana. [2.558 #4639]
Malagasy interpretationEnti-milaza ny fiandrasana ny tompon-javatra iray – na vavolombelona – ho faty vao manaraka an' io zavatra io. [1.1]
French translationAttendre que ceux qui se tenaient debout, tombent. [2.415 #3354]
French interpretationCette expression se disait de ceux qui laissent disparaître les témoins pour faire plus tard d'injustes réclamations. [2.415 #3354]

Index