Index

Proverbs : sora-damba

Proverb 1Aza manao sora-damba tsy tian' ny manjaka. [2.558 #577]
Manao sora-damba tsy tian' ny mpanjaka. [1.1]
Sora-damba tsy tian' ny manjaka. [2.415 #257]
Malagasy interpretationEnti-milaza ireo tsy manao araka ny sitrapon' ny mpanjaka (taloha ireny, fony fahampanjaka tsy refesi-mandidy, dia nofaizina mafy). [1.1]
French translationCe sont des dessins d' étoffe que le souverain n' aime pas. [2.415 #257]
French interpretationOn appelait ainsi les actes qui étaient contre la volonté du souverain. [2.415 #257]

Proverb 2Aza mitsivalana toa sora-damba. [2.165 #2178, 2.415 #6351]
French translationNe vous placez pas en travers, comme les dessins des étoffes. [2.415 #6351, 2.165]
French interpretationCe qui veut dire: il ne faut pas s' opiniâtrer dans ses idées, et ne pas considérer celles des autres. [2.165]
Ne vous obstinez pas dans vos idées. [2.415 #6351]

Proverb 3Ny fitia sora-damba ka samy mifidy izay tiany. [2.558 #3004]

Proverb 4Sora-damba napetaka amin’ ny maty : tsara tsy azo alaina. [1.147 #S44]

Proverb 5Sora-damba tran-tompony : tsara fidy loatra. [1.147 #S45]

Index