Proverbs : sonina

Proverb1869 Efa zatra nahazo, ka rivotra avy avaratra avy no nanjairana sonina hahasiam-balala . [Rinara 1974 #1026]

Proverb6088 Raha mandrivotra avy andrefana ny andro , hoy ny adala : manjaira sonina , fa ho avy ny valala . Hoy kosa ny anganongano : tampeno ny vava , fa tonga ny aretina . [Houlder 1895]

Index