Index

Proverbs : somisika

Proverb 1Kely tsaroan' ny aina ohatra ny voan' ny somisika. [2.558]

Proverb 2Mandrango-bato malama, ka ny hoho no somisika. [2.974 #487]
French translationS’agripper à un rocher lisse et glissant, et s’écorcher ainsi les ongles. (S’obstiner en vain.). [2.974]

Index