Proverbs : siramamy

Proverb1573 Badolahy miantsena : siramamy ka atoraka alika . [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Enti-milaza olona tsy ampy fiheverana, kely saina, ka tsy hainy akory ny manavaka ny tsara sy ny ratsy, ny mahasoa sy ny tsy ilaina. [Rajemisa 1985]

Proverb6901 Tantely sy siramamy : na dia samy mamy aza, misy samihafa anarana ihany. [Nicol 1935 #72, Cousins 1871]
Tantely sy siramamy : na dia samy mamy aza, tsy itovizana kosa ny anarana . [Rinara 1974 #4101]
French translation Miel et sucre : même douceur et noms différents. [Nicol 1935 #72]

Index