Index

Proverbs : sifotra

Proverb 1Aza mitaitay maka sifotra, fa mbola hifefika ihany raha tonga. [2.415 #3795, 2.653]
French translationNe vous hâtez pas trop de ramasser le plus possible d' escargots, car une fois arrivé à la maison, il faut encore briser la coquille. [2.415 #3795]
French interpretationSe disait aux gens trop pressés. [2.415 #3795]

Proverb 2Bory mahatafita ny ony toa sifotra. [2.558 #960]

Proverb 3Hafahafa fitia ifotra ka ny tamenany indray no ariana. [1.1]
Hafahafa fitia sifotra, ka ny taviny no ariana. [2.165 #1676]
Hafahafa fitia sifotra : ny tamenany no ariana. [2.653]
Hafahafa fitia sifotra : ny tamenany (taviny) indray no ariana. [2.558 #1239]
Hafahafa fitia sifotra : ny taviny no ariana. [2.653]
Hafahafa toa sifotra, ka ny tamenany indray no ariana. [2.165 #1677]
Malagasy interpretationEnti-milaza ny olona tsy mahay mifidy, na tsy mahalala ny tsara, ka ny tokony halaina indray no avela. [1.1]
French translationAimer les escargots d' une drôle de façon, et en rejeter la partie grasse (ou gluante, litt, la graisse). [2.165 #1676]
Bizarre comme un escargot, on en rejette ce qui est rouge (ou rougeâtre). [2.165 #1677]

Proverb 4Manao loa-barin-dRenimpela : ny haka sifotra no feno lovia, fa ny ho any Mantasoa mandeha manaraina. [2.558 #2006, 2.653 #1550]

Proverb 5Miditra an-tranon' olona, misolelaka ohatra ny sifotra, fa nony idiran' an-trano, mikainkona tahaka ny sokina. [2.558]

Proverb 6Sifotra antitra ka tsy maha-renivorona. [2.558 #3873]

Proverb 7Sifotra avaratr' i Namehana, ka sady sondry no lesoka. [2.558 #252]
Sifotra avaratr' i Namehana, sady sondry no lesoka. [2.165]
Sifotra avaratr’ Inamehana, sady sondry no petak’ orona. [2.415 #1707, 2.653 #2887]
French translation(Elle est comme) un escargot du nord de Namehana, qui a la figure et le nez plats. [2.165]
Escargots au nord de Namehana : le tête est courte et le nez écrasé. [2.415 #1707]
French interpretationSe disait de la figure de certaines personnes. [2.415 #1707]

Proverb 8Sina hoatry ny sifotra nalan-doha. [2.415 #5779]
Sina ohatra ny sifotra nalan-doha. [2.653, 1.1]
Sina sahala amin' ny sifotra nalan-doha. [2.558 #3890]
Malagasy interpretationEnti-milaza olona very hevitra, sanganehana izaitsizy. [1.1]
French translationInterdit et muet de confusion, comme un escargot auquel on a coupé la tête. [2.415 #5779]

Index