Proverbs : satroka

Proverb6546 Satroka efa, ny loha nivonto . [Samson 1965 #S24]

Proverb6547 Satroka nindaom-papango , latsaka ambody saina : tsy very fa nomby an-taniny. [Samson 1965 #S25]

Proverb7743 Tsy misy lehibe noho ny sinibe ; fa raha avy ny zinga , miala satroka . [Nicol 1935 #382, Cousins 1871]
Tsy misy lehibe toa sinibe , fa raha avy ny zinga miala satroka . [Rinara 1974]
French translation La grande jarre est un personnage, mais quand vient le petit gobelet elle se découvre. [Nicol 1935 #382]

Index