Index

Proverbs : saronana

Proverb 1Izaho tsy mahalala akoho bevohoka, fa rehefa mikakaka izy saronako. [1.1]
Izaho tsy mahita izay akoho bevohoka, fa izay mikakakaka, saronako. [2.558 #104]
Izaho tsy mahita izay akoho bevohoka, fa raha mikakaka saronako. [2.415 #6227, 2.653 #1168]
Malagasy interpretationIlazana ny zava-miseho ety ivelany, toy ny feo, izay mazana entina mitsara ny tena toe-javatra. [1.1]
French translationJe ne vois pas si une poule va avoir des poussins, mais quand son gloussement annonce qu' elle va pondre, je la couvre avec la corbeille. [2.415 #6227]

Proverb 2Tsy mety raha manao hoatry ny sinibe : ny loha saronana, fa ny tenabe mitanjaka. [2.415 #3080]
French translationIl n' est pas décent d' imiter la grande cruche à eau dont la tête seule est recouverte, alors que tout le reste du corps est nu. [2.415 #3080]
French interpretationSe disait de ceux qui ne rougissent pas d' être nus. [2.415 #3080]

Index