Index

Proverbs : santatra

Proverb 1Santatra am-bava rano fa ny manetsa be mbola ho avy. [1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza fa mbola kely sy tsotsotra ny vita amin' izao fotoana izao (asa na lanonana na zavatra hafa), fa mampanantena fa ny any aoriana mbola ho be sy tsara lavitra. [1.1]

Index