Index

Proverbs : Sakalava

Proverb Anjaingin' Imonjihasina no mahatafakatra ny Sakalava. [Veyrières 1913 #408, Rinara 1974 #269, Cousins 1871 #237]
French translation C' est grâce au fer de lance d' Imonjihasina que les Sakalava sont montés à l' assaut. [Veyrières 1913 #408]

Proverb Ankitiny izay, hoy ny Sakalava. [Veyrières 1913 #3234, Cousins 1871 #240]
French translation C' est bien, disent les Sakalava. [Veyrières 1913 #3234]
French interpretation Manière de dire : c' est entendu, c'est réglé. [Veyrières 1913 #3234]

Proverb Fakana amboan-tSakalava: tanana amy ny vavany ihany vao mety mihinana. [Cousins 1871]
Fakana amboan-tSakalava : tanana amin' ny vavany ihany vao mihinana. [Rinara 1974]

Proverb Nahoana no ny Betsimisaraka no namono mamba, ka ny Sakalava no miravaka ny nifiny. [Veyrières 1913 #3862]
Nahoana no ny Betsimisaraka no namono ny mamba, ka ny Sakalava no miravaka ny nifiny ? [Cousins 1871 #2059, Nicol 1935 #115]
Ny Sakalava no namono ny voay, ka ny Tanosy no miravaka ny nifiny. [Cousins 1871 #2412]
French translation Pourquoi est-ce le Betsimisaraka qui a tué le caïman et le Sakalava qui se fait une parure de ses dents ? [Veyrières 1913 #3862]
Pourquoi le Betsimisaraka a-t-il abattu le caïman, si c'est le Sakalava qui doit se parer de ses dents ? [Nicol 1935 #115]
French interpretation Se disait de ceux qui travaillent et prennent de la peine pour d'autres. [Veyrières 1913 #3862]

Proverb Ny Sakalava no miady azon' ny anjaingin' Imamonjy. [Veyrières 1913 #445, Houlder 1895]
Ny sakalava no miady dia anjaingin' Imamonjy. [Rinara 1974 #3236]
French translation Si les Sakalava se battent, cela vient d' Imamonjy. [Houlder 1895]
Si les Sakalava se battent, c' est à cause d' Imamonjy. [Veyrières 1913 #445]
French interpretation Cet Imamonjy était célèbre. [Veyrières 1913 #445]

Proverb Sakalava hova avara-pianarana. [Veyrières 1913 #6192]
French translation C' est un Sakalava qui est Hova et à la place d' honneur pour ce qui est du savoir. [Veyrières 1913 #6192]
French interpretation Se disait d' un campagnard sage et instruit. [Veyrières 1913 #6192]

Proverb Sakalava manaiky tsy mba famono ; amboa mitsilany tsy hanin' ny namany. [Cousins 1871 #2831, Nicol 1935 #20]
French translation On ne met pas à mort un Sakalava qui s'est soumis ; les chiens épargnent leur congénère renversé à terre. [Nicol 1935 #20]

Proverb Sakalava miankandrefana : tsy resy fa manina ny tany nahabe. [Rinara 1974 #3797]

Proverb Sakalava sy Betanimena : iray fonenana fa samy manana ny satany. [Rinara 1974]

Proverb Sakalava very omby ka ny sisa no atao tsara (mafy) hidy. [Rinara 1974 #3800]

Proverb Sakalava very omby: ny any ny tena hita no entina. [Cousins 1871 #2832]
Sakalava very omby, ny an' ny tena hita no enti-mody. [Rinara 1974 #3801]

Index