Proverbs : sakaiza manody

Proverb207 Aleo fahavalo fantatra , toy izay sakaiza manody . [Rinara 1974 #111]
Aleo ny fahavalo miharihary toy izay ny sakaiza manody . [Veyrières 1913 #5323]
French translation Mieux vaut un franc ennemi qu' un ami perfide. [Veyrières 1913 #5323]

Proverb1121 Aza manao sakaiza manody . [Houlder 1895]
French translation Ne trahissez pas vos amis. [Houlder 1895]

Proverb1122 Aza manao sakaiza manody , ka ny olon-tiana no mahavoa ratsy . [Rinara 1974 #564, Cousins 1871 #493]
Sakaiza manody , ka ny olon-tiana no mahavoa ratsy . [Veyrières 1913 #5343]
French translation Ami perfide, ami traître : c' est une personne chère qui frappe. [Veyrières 1913 #5343]

Proverb5491 Ny sakaiza manody mandravy , fa ny sakaiza tia tsy misorona . [Veyrières 1913]
French translation Un ami perfide trompe ; un ami qui aime n' a rien de caché. [Veyrières 1913 #5125]

Index