Index

Proverbs : rodarodaina

Proverb 1Fony be norodarodaina ka an-kanifisana vao hoe : hitsitsy. [2.558 #1192]

Proverb 2Roboroboin' ny mpanana ka ny mahantra avy no manao be fahandro. [2.415 #2243, 1.1]
Rodarodain' ny mpanan-karena, ka ny malahelo avy no manao be fahandro. [2.415 #2403, 2.653 #2800]
Malagasy interpretationAoka tsy ho voatariky ny olona tsy mitovy amin' ny tena ka manao toa azy na dia mety hanimba ny tena aza. [1.1]
French translationEn voyant les riches dépenser avec prodigalité, les pauvres eux-mêmes dépensent beaucoup pour leur nourriture. [2.415 #2403]
L' exemple des riches porte à se livrer au plaisir ; à leur suite les pauvres eux-mêmes font bonne cuisine. [2.415 #2243]
French interpretationLes petits imitent les grands. [2.415 #2243]

Index