Index

Proverbs : roahina

Proverb 1Entina ho any Vohilena. [2.415 #2852]
Roahina ho any Vohilena. [2.415 #2852]
French translationConduit à Vohilena. [2.415 #2852]
French interpretationCette expression se disait de ceux qu' on conduisait à la mort ; Vohilena était un village à vingt-cinq lieues au nord de Tananarive, où un prince avait été mis à mort. [2.415 #2852]

Proverb 2Na manin-kitoetra aza ny vahiny, noroahin' ny efitra natsangana. [2.558 #2727]

Proverb 3Ny nenina tsy aloha hananatra, fa aoriana handatsa. [2.415 #6428]
Ny nenina tsy eo aloha hojerena, fa aoriana handatsa. [2.558 #3169]
Ny nenina tsy mba aloha hananatra fa avy aoriana handatsa. [1.1]
Ny nenina tsy mba mipetraka hatao mbay lalana, tsy mitsidika hatao mandrosoa, tsy aloha hananatra, fa aoriana handatsa. [2.415 #6429]
Ny nenina tsy mba roahina eo aloha, tahaka ny ondry ; fa avy manaraka, tahaka ny alika. [2.653 #2362, 1.1]
Ny nenina tsy mba roahina eo aloha, tahaky ny ondry ; fa avy manaraka tahaka ny alika. [2.974 #454]
Ny nenina tsy mba roahina eo aloha tahaky ny ondry, fa avy manaraka tahaky ny alika. [2.415]
Ny nenina tsy mipetraka hatao "Mbay làlana" , ary tsy mitsidika hatao "Mandrosoa" , fa aoriana vao mandatsa. [2.165]
Toy ny nenina : tsy mitsidika hatao mandrosoa, tsy mipetraka atao mbay lalana, fa aoriana vao avy mandatsa. [2.558]
French translationLe regret n' est pas assis pour qu' on lui dise: "Laissez-moi passer" , et il ne frappe pas à votre porte pour qu' on lui dise: "Entrez" , mais ce n' est qu' après qu' il' vous insulte. [2.165]
Le regret ne vous précède pas, comme font les brebis, il vous suit comme font les chiens. [2.974 #454]
Le remords ne marche pas en avant comme les brebis qu' on pousse devant soi, il suit comme les chiens. [2.415 #6430]
Le remords n' est pas comme quelqu' un d' assis à qui on demande la permission de passer, ce n' est pas quelqu' un qui fait visite et à qui on dit d' entrer : il ne vient pas avant l' acte pour avertir, mais après pour reprocher. [2.415 #6429]
Le remords n' est point un conseiller prévenant, mais un critique de ce qui a été fait. [2.415 #6428]
French interpretationC. à. d. il arrive à votre insu et en ennemi. [2.165]
Il ne vient qu' après l' action. [2.415 #6430]

Proverb 4Ny nenina tsy ondry roahina fa amboa manjohy lalana. [2.558]

Proverb 5Tsy ny kisoa horoahina ity, fa ny lambo za-dia. [2.558 #4774]

Index