Index

Proverbs : Rainisalama

Proverb Kabarin-dRainisalama ka ny sisa manaraka ihany. [Rinara 1974 #1586]
Kabarin-dRainisalama : ny lasa dia lasa, ny sisa manaraka ihany. [Veyrières 1913 #4432]
Kabarin-dRainisalama : ny lasa momba ny lasa, ny sisa manaraka ihany. [Veyrières 1913 #4432]
Toy ny kabarin-dRainisalama, ka ny sisa manaraka ihany. [Rinara 1974 #4292]
Toy ny kabarin-dRainisalama: ny lasa dia lasa, ary ny sisa manaraka ihany. [Cousins 1871]
Toy ny kabarin-dRainisalama: ny lasa momba ny lasa, ary ny sisa manaraka ihany. [Houlder 1895 #1258]
French translation Pareil au discours de Rainisalama: ce qui est passé est passé, mais l' avenir nous reste (litt. suivra). [Houlder 1895]
Paroles de Rainisalama : ce qui est parti est parti, le reste suivra. [Veyrières 1913 #4432]
French interpretation Paroles dites par le débiteur, en payant la partie de la dette qu'il peut payer. On les disait aussi d'une délibération qui devait se poursuivre. [Veyrières 1913 #4432]

Index