Proverbs : Rainibako

Proverb6156 Raha te-hihinam-boasary hianao, mankanesa any amin-dRainibako any Namehana ; fa ny mangataka , omeny malazo ; ny mividy , ivarotany ny manta ; izy tom-pony homana ny masaka . [Veyrières 1913 #5407, Cousins 1871 #2715]
Raha te-hihinam-boasary hianao, mankanesa any amin-dRainibako eny Namehana , fa ny mpangataka omeny malazo , ny mividy ivarotany ny manta , fa izy tompony homana ny masaka . [Rinara 1974 #3661]
French translation Si vous voulez manger des oranges allez chez Rainibako à Namehana : à ceux qui demandent, il donne des oranges passées ; à ceux qui achètent, il donne des oranges vertes ; et lui le propriétaire, il mange des oranges mûres. [Veyrières 1913 #5407]
French interpretation Prendre pour soi ce qu'il y a de meilleur. [Veyrières 1913 #5407]

Index