Index

Proverbs : rainazy

Proverb Aleo ny andriana lozabe toy izay andriana malemy fanahy. [Veyrières 1913 #183]
Aleo ny andriana lozabe toy izay andriana rainazy. [Veyrières 1913 #183]
French translation Mieux vaut un souverain sévère qu' un souverain trop débonnaire. [Veyrières 1913 #183]

Proverb Hianao no angady nananana, vy nahitana, ka sarotra atao rainazy. [Rinara 1974]

Proverb Kapiteny rainazy : mitoto vary ho any ny sahazany. [Cousins 1871 #1233]
Kapiteny rainazy: mitoto vary ho an' ny sahazany. [Rinara 1974 #1598, Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Ny olona mpiasabe no matetika malemy loatra ka izy indray no manao ny anjara asan' ny olona eo ambany fifehezany. [Rajemisa 1985]

Index