Index

Proverbs : raiki-pitia

Proverb Raha malahelo tia tombo-tsira, dia mitety ny tsena haleha ; ary raha kamboty raiki-pitia, lany mbamy ny tanimbary. [Cousins 1871 #2680]
Raha malahelo tia tombo-tsira, dia mitety tsena haleha ary raha kamboty raiki-pitia, lany mbamin' ny tanimbary. [Rinara 1974 #234]

Proverb Raiki-pitia tamim-bahiny, ka mbola te-hiaraka dia nilaozany nody. [Rinara 1974 #3687]

Proverb Raiki-pitia tamin’ antitra hianao, ka mbola tia ka nilaozany maty ; fa ny manina irery no mangozohozo. [Veyrières 1913 #1781, Cousins 1871 #2732]
Raiki-pitia tamin' antitra, ka mbola tia dia nilaozany maty. [Rinara 1974 #3688]
French translation Vous vous êtes éprise d' un vieillard et vous l' aimez encore alors qu' il vous a laissée là pour mourir ; mais la femme qui reste seule s' abandonnant à ses regrets, est faible et chancelante. [Veyrières 1913 #1781]
French interpretation Invitation à se remarier. [Veyrières 1913 #1781]

Index