Index

Proverbs : mpankasitraka

Proverb Izay manan-tsira, mahay mahandro, izay tiam-bady mahay miteny. [Rinara 1974 #103]
Manan-tsira ka mahay mahandro. [Houlder 1895 #1600, Nicol 1935 #284]
Manan-tsira ka mahay mahandro, tiam-bady ka mahay miresaka. [Veyrières 1913]
Manan-tsira ka mahay mahandro, tiam-bady ka mahay miteny. [Cousins 1871 #1523, Veyrières 1913]
Manan-tsira ka mahay mahandro, tiam-bady, ka mahay miteny, be vola ka maro mpankasitraka. [Rinara 1974]
French translation Etre bon cuisinier parce qu’on a du sel. [Nicol 1935 #284]
Qu' a du sel fait bonne cuisine, qui possède l' amour de son époux sait parler. [Veyrières 1913 #1293]
Quand on a du sel, on peut faire la cuisine. [Houlder 1895 #1600]
French interpretation On réussit quand on a ce qu' il faut. [Veyrières 1913 #1293]

Proverb Mahantra lahy : fa mahery tsy ambinim-babo : malemy fanahy tsy misy mpankasitraka ; manao soa tsy manana mpilaza. [Cousins 1871 #1408]
Mahantra lahy fa mahery tsy ambinim-babo, malemy fanahy tsy misy mpankasitraka, manao soa tsy misy mpilaza. [Rinara 1974 #124]

Proverb Mananatra ny tsy mpankasitraka : sasatra, nefa tsy mahita soa amin' izy ireo. [Veyrières 1913 #6473]
French translation Admonester des gens qui le prennent mal : on se fatigue mais on n' en retire pas de profit. [Veyrières 1913 #6473]

Index