Index

Proverbs : mpandoatra

Proverb Ny vilany no vaky, ny mpandoatra no nimonjomonjo. [Houlder 1895 #595, Cousins 1871]
French translation Si la marmite s' est cassée, c' est que la cuisinière n' était pas contente. [Houlder 1895]

Proverb Tsy nahin' ny sosoa ny hitobaka, fa ny mpandoatra no vinibinitra. [Rinara 1974 #4757]
Tsy nahin’ ny sosoa no ho nitobaka, fa ny mpandoatra no vinitra. [Cousins 1871]
Tsy nahin' ny sosoa no nitobaka, fa ny mpandoatra no vinitra. [Houlder 1895 #400]
French translation Si le riz a débordé de la marmite, ce n' est pas qu' il l' ait voulu, mais c' est parce que celle qui le puisait était en colère. [Houlder 1895]

Index