Index

Proverbs : mitsiriritra

Proverb 1Aza tsy tia havana, nefa mitsiriritra ny havan' olona. [2.558 #825]

Proverb 2Mpisakaiza mifanolo-bodirindrina, ka izay mavomavo no mitsiriritra. [2.558]

Proverb 3Tsy sola hitsiriritra ny mazava ray, fa efa mba nanana koa taloha. [2.558 #4796]

Index