Index

Proverbs : mioty

Proverb Izay miringiringy no potraka : izay mioty manta no leony. [Cousins 1871 #1197, Nicol 1935 #264]
Mioty manta, ka leony; miringiringy, kapotraka. [Cousins 1871 #1801]
Ny miringiringy no potraka; ny mioty manta no leony ; ny tsy mahandry ny sisa no mahia. [Cousins 1871 #2350]
French translation Etre haut perché, c’est risquer de tomber; cueillir des fruits verts, c’est chercher l’indisposition. [Nicol 1935 #264]

Proverb Mioty manta. [Veyrières 1913 #3178]
French translation Cueillir des fruits avant leur maturité. [Veyrières 1913 #3178]
French interpretation Agir prématurément, par exemple prendre un héritage avant l'époque voulue. [Veyrières 1913 #3178]

Proverb Mioty manta ka leony. [Houlder 1895 #1714]
French translation Cueillir (et manger) ce qui n' est pas mûr, et se rendre malade. [Houlder 1895 #1714]

Proverb Ny mioty manta no leony, ny tsy mahandry masaka no adala. [Rinara 1974 #202]

Proverb Tsy mety raha izahay no miasa, ka hianareo no hioty ny voany. [Rinara 1974]
Tsy mety raha izahay no miasa, ka hianareo no mioty ny voany. [Veyrières 1913 #3878, Cousins 1871 #3417]
French translation Il ne sied pas que nous travaillions et que vous récoltiez les fruits. [Veyrières 1913 #3878]

Index