Index

Proverbs : mijanona

Proverb Ny mandeha tsy zoto, ny mijanona tsy laina. [Rajemisa 1985]
Ny mandeha tsy zoto, ny mipetraka tsy laina. [Veyrières 1913]
Ny mitoetra tsy laina, ny mandeha tsy zoto. [Abinal 1888, Veyrières 1913]
Malagasy interpretation Adidy no aleha ary andraikitra no ijanonana, ka izay mahatsara zavatra no atao, fa tsy hoe akory izay mandeha dia olo-mazoto ay izay mijanona dia olo-malaina. [Rajemisa 1985]
Enti-milaza fa fanatanterahana adidy no atao fa tsy fitiavana hanao an' itsy na hanao an' iroa akory. [Rajemisa 1985]
French translation Rester n' est point de la paresse, aller n' est point du zèle. [Veyrières 1913 #3731]
French interpretation Indifférent pour rester ou pour partir. [Abinal 1888]
On est libre d' agir ou de ne pas agir. [Veyrières 1913 #3731]

Proverb Valo mikodiadia : tsy mitsahatra tsy an-kandemponana. [Nicol 1935 #463]
Vato mikodiadia ka tsy mijanona tsy an-kandemponana. [Rinara 1974 #316]
Vato mikodiadia, ka tsy mitsaha-tsy an-dempona. [Houlder 1895 #110]
Vato mikodiadia : tsy mitsahatra tsy an-kandemponana. [Veyrières 1913 #2417, Cousins 1871 #3636]
French translation Pierre qui roule : elle ne s' arrête que dans le creux, en bas. [Veyrières 1913 #2417]
Pierre qui roule : ne s’arrête qu’au fond de l’abîme. [Nicol 1935 #463]
Une pierre qui roule ne s' arrête qu' au bas de la pente. [Houlder 1895 #110]
French interpretation Se disait des gens qui se ruinent. [Veyrières 1913 #2417]

Index