Proverbs : miharo

Proverb812 Aza atao fitia miharo avona . [Veyrières 1913 #5070, Cousins 1871]
Aza atao fitia sisihana avona . [Rinara 1974 #391]
Aza manao fitia mifono avona . [Houlder 1895 #208]
French translation N' ayez pas un amour mélangé d' orgueil. [Veyrières 1913 #5070]
Que votre amitié soit sans orgueil. [Houlder 1895]
French interpretation Ne regardez pas de haut. [Veyrières 1913 #5070]

Proverb1575 Bakobako miharo amin' angatra ; niharo ñy raha samby raha. [Houlder 1895]
Bakobako niharo amin’ angatra : niharo ny raha samy raha. [Samson 1965 #B2]
Malagasy interpretation Bakobako niharo amin' angatra, tafaharo samy loza. + (1) Bakobako. Biby lehibe ratsy tarehy izay heverin' ny Malagasy ho nisy taty Madagasikara (lalomena?) (2) Angatra (Hova)=Ambiroa. [Houlder 1895]

Proverb3036 Lambo niharo amin’ angatra : niharo ny raha samy raha. [Samson 1965 #L19]

Proverb4167 Miharo karandoha . [Veyrières 1913 #2877]
Miharo taolan-doha . [Veyrières 1913 #2877]
French translation Ceux qui sont dans le tombeau ont leur crâne et leurs ossements mélangés. [Veyrières 1913 #2877]

Proverb6274 Rano nisarahi-nosy : alohaloha miharo . [Samson 1965 #R34]

Proverb6783 Takila vaky voatsidian’ aomby : vaky misaraka tsy miharo koa. [Samson 1965 #T16]

Proverb7816 Tsingarivary nindaon-drano : laha’ tsy maty ka mbola miharo . [Samson 1965 #T144]

Proverb7930 Tso-dranon-tsaka , ka miharo rangotra ihany. [Rinara 1974 #4467]

Proverb8202 Vilany vy natrao-Bazaha : teto lah’ niharo . [Samson 1965 #V55]
Vilañy vy natrao-bazaha : teto laha niharo . [Houlder 1895]
Malagasy interpretation Vilany vy nakambam-bazaha, ka teo vao niharo. [Houlder 1895]

Index