Index

Proverbs : mihalohalo

Proverb Mihalohalo toa voanjo am-bavan' antitra : tsy midina ho tohan' aina, tsy mitsipika ho an' ny akoho. [Rinara 1974]

Proverb Ny vao mihalohalo ao an-tendany aza fantatra, ka indrindra fa ny tenenin' ny vavany. [Rinara 1974 #3356]
Ny vao mihalohalo ao an-tratrany aza fantatra, ka indrindra fa ny efa aloaky ny vavany. [Cousins 1871 #2467]

Index