Index

Proverbs : mifampitsirika

Proverb Jamba mizaha fitaratra, ka mifampitsirika samy ratsy : ny iray mijery fa tsy mahita ary ny iray mahita fa tsy miteny. [Rinara 1974]
Jamba mizaha fitaratra, ka mifampitsirika samy ratsy : ny iray mijery fa tsy mahita, ny iray mahita fa tsy miteny. [Cousins 1871 #1210, Veyrières 1913]
French translation Aveugle qui regarde un miroir : ce sont deux malheureux qui sont en présence : l' un regarde et ne voit pas, l'autre voit et ne parle pas. [Veyrières 1913 #2156]
French interpretation Il faut s' entraider entre malheureux. [Veyrières 1913 #2156]

Index