Index

Proverbs : mietaketaka

Proverb Aketalahy an-tsaro-drivotra : fongotra vao mietaketaka. [Cousins 1871 #41, Rinara 1974]

Proverb Aza mietaketaka toy ny akoho kely vidin-drindra. [Houlder 1895 #837]
Aza mietaketaka toy ny akoholahy vidin-drindra. [Rinara 1974 #736]
Aza mietaketaka, toy ny akoho vidin-ketsa. [Cousins 1871 #654]
Mietaketaka ohatra ny akohokely vidin-drindra. [Rinara 1974]
French translation Ne soyez pas arrogant comme un poulet qu' on vend pour quelques joncs. [Houlder 1895 #837]

Proverb Mietaketaka foana ny aketa, mirisarisa foana ny adrisa, fa tsy enina anay mitratraingo. [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Enti-milaza fa tsy ny fisehoana ety ivelany akory no azo ilazana olona fa hahomby. [Rajemisa 1985]

Index