Index

Proverbs : mielo

Proverb Andevolahy mielo, ka manampina ny anjara-masoandrony. [Houlder 1895]
Andevolahy mielo: manakona ny anjara-masoandrony. [Cousins 1871 #188]
Andevolahy mielo mena, ka manakona ny anjara masoandrony. [Veyrières 1913 #521]
Ankizilahy mielo ka manakona ny anjara-masoandrony. [Rinara 1974 #278]
French translation Esclave qui s' abrite sous un parasol rouge : il se prive de sa part de soleil, seule chose qui lui appartienne. [Veyrières 1913 #521]
Une esclave avec un parasol, elle cache sa part de soleil. [Houlder 1895]
French interpretation En cherchant à s' élever on trouve des inconvénients. [Veyrières 1913 #521]

Proverb Mielo ravin' adabo : na dia tsy voky ny voany aza, mieloelo ny raviny. [Veyrières 1913 #2210, Cousins 1871 #1747]
Mielo ravin' adabo : na dia tsy vokin' ny voany aza, mba mieloelo ny raviny. [Rinara 1974 #2293]
French translation Quand on s' abrite sous les feuilles du figuier adabo, alors même qu' on ne se rassasie pas des fruits de l' arbre, on est du moins garanti par ses feuilles. [Veyrières 1913 #2210]

Proverb Sola mielo diavolana, tsy tahotry ny danik' andro, fa fahazarana aninkeheo. [Rinara 1974 #3934]

Index