Index

Proverbs : mavitrika

Proverb Joko an-danonana fa mavitrika amim-paty toa amboa. [Rinara 1974 #1569]
Joko an-danonana, fa mavitrika am-paty, tahaka ny amboa. [Cousins 1871 #1217]
Joko an-danonana, fa mavitrika am-paty tahaky ny amboa. [Veyrières 1913 #2035]
French translation Timide et retenu dans les réjouissances publiques, mais ardent dans les funérailles : c' est agir à la manière des chiens. [Veyrières 1913 #2035]
French interpretation Se disait des gens originaux, ne faisant rien comme tout le monde. [Veyrières 1913 #2035]

Proverb Tsy mba ny akoho foy ririnina, ka hireraka elatra, fa ny zana-borona foy lohataona ka mavitrika. [Rinara 1974 #292]
Tsy mba ny akohokely foy ririnina izahay ka hanjoretra sy hireraka elatra ; fa ny zana-borona foy lohataona, ka sady matanjaka no mavitrika. [Cousins 1871 #3390, Nicol 1935]
French translation Nous ne sommes pas des poussins éclos en hiver, malingres et traînant les ailes, mais des oisillons nés au printemps, robustes et agiles. [Nicol 1935 #35]

Index