Index

Proverbs : matoy

Proverb 1Akondro mahia latsaka an-doha sola : ny mahia manangatra ny matoy. [1.147 #A32]
Akondro mahia latsaka an-doha sola: ñy tsy matoy mañangatra ñy matoy. [2.165]
Malagasy interpretationAkondro (ny voany) mahia latsaka an-doha sola: ny tanora indray no mamoafady ny antitra. [2.165]

Proverb 2Manolotra ny matoy ny fandrahana. [1.147 #M43]

Proverb 3Matoy vary be tsakitsaky : tsy olo-mijaly fa manan-kandiasana. [1.147 #M93]

Proverb 4Matoy vary mialina antadiña: hitany tsy hahatonga taona. [2.165]
Malagasy interpretationMasa-bary mialina antadiny: fantany (hitany) tsy hahavita taona. [2.165]

Proverb 5Matoy vary vondrik’ aomby : omana ny naniny. [1.147 #M94]

Index