Index

Proverbs : manonitra

Proverb Dridran' Ingilo ka manonitra andro aman' alina. [Rinara 1974 #1015]

Proverb Intelo maty hoatry ny vay notsinaingok' akoho : ny vay manonitra, ny akoho matin-toraka, ary ny sinibe vaky nitsipihan' ny vato. [Veyrières 1913 #2601]
Intelo maty hoatry ny vay voatsaingok' akoho : ny vay manonitra, ny akoho maty voatoraka, ary ny sinibe vaky nitsipihan' ny vato. [Veyrières 1913 #2601]
Intelo maty ohatra ny vay voatsaingok' akoho : ny vay manonitra, ny akoho maty voatoraka, ny sinibe vaky nitsipihan' ny vato. [Cousins 1871, Rinara 1974]
French translation Trois malheurs à la fois, comme le furoncle becqueté par la poule : le furoncle s' enflamme, la poule est tuée d' un coup de pierre, et la cruche est cassée par le ricochet que fait la pierre. [Veyrières 1913 #2601]
French interpretation Se disait des gens victimes de trois malheurs à la suite. [Veyrières 1913 #2601]

Index