Index

Proverbs : manonaka

Proverb 1Avaho tsara ny teninao, fa roa ny manonaka : ny iray mihonaka ny taviny ; ny iray nihonaka ny ihany. [2.653]
Avaho tsara ny teninao fa roa ny manonaka : ny iray mihonaky ny taviny, fa ny iray mihonaky ny ihany. [2.558]
Roa ny mihonaka (manonaka) : ny iray mihonaky ny taviny, ny iray mihonaky ny ihany. [2.558]

Proverb 2Roa no manonaka : ny iray mihonaky ny taviny; ny iray mihonaky ny ihany. [2.653]

Index