Index

Proverbs : manoha

Proverb 1Tsy misy volo manoha randrana, na vato manoha riana. [1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza fa tsy misy manohitra izay atao sy heverina fa milamina tanteraka hatrany. [1.1]

Index