Index

Proverbs : mankanesa

Proverb Raha te-hihinam-boasary hianao, mankanesa any amin-dRainibako any Namehana; fa ny mangataka, omeny malazo ; ny mividy, ivarotany ny manta ; izy tom-pony homana ny masaka. [Veyrières 1913 #5407, Cousins 1871 #2715]
Raha te-hihinam-boasary hianao, mankanesa any amin-dRainibako eny Namehana, fa ny mpangataka omeny malazo, ny mividy ivarotany ny manta, fa izy tompony homana ny masaka. [Rinara 1974 #3661]
French translation Si vous voulez manger des oranges allez chez Rainibako à Namehana : à ceux qui demandent, il donne des oranges passées ; à ceux qui achètent, il donne des oranges vertes ; et lui le propriétaire, il mange des oranges mûres. [Veyrières 1913 #5407]
French interpretation Prendre pour soi ce qu'il y a de meilleur. [Veyrières 1913 #5407]

Index