Index

Proverbs : mankaleo

Proverb Mankaleo no tadiavina, hoy ilay nizaha paraky. [Rinara 1974 #2106]

Proverb Paraky nankaleo ahy ka raha tsy fotsy angola tsy avelako. [Rinara 1974 #3485, Rajemisa 1985]
Paraky nankaleo ahy : raha tsy fotsy angola tsy avelako. [Cousins 1871 #2596]
Paraky nankaleo ahy : raha tsy fotsy angola tsy havelako. [Veyrières 1913 #1324]
Malagasy interpretation Enti-milaza zavatra efa nisahiranana sy nisasarana izaitsizy ka tsy avela raha tsy efa tsy misy azo atao aminy intsony. [Rajemisa 1985]
French translation C' est du tabac qui m' a rendu ivre, mais je ne le jetterai pas avant qu' il soit consumé et devenu une poussière blanche. [Veyrières 1913 #1324]
French interpretation L'époux disait cela de sa femme : je la garderai tant que je vivrai. [Veyrières 1913 #1324]

Proverb Tsy leon-toaka am--bavan’ olona hianao, fa ny am--bavanao no mankaleo anao. [Cousins 1871 #3361]
Tsy leon-toaka am-bavan' olona hianao, fa ny am--bavanao no mankaleony anao. [Rinara 1974 #4507]

Index