Index

Proverbs : mangatody

Proverb Drakidraky mamàna, gisy mangatody : raha tsy tiana tsy anaran-trena-maso. [Samson 1965 #D16]

Proverb Gisy mangatody : manelan’ andro. [Samson 1965 #G3]

Proverb Tentena nangatody amoron-dalana : tsy novonoin’ olona fa namono tena. [Samson 1965 #T66]

Index