Index

Proverbs : manefa

Proverb 1Amboa homana ondry, ka ny aina no manefa. [2.415 #4268]
Amboa homana ondry, ka ny fo no manefa. [1.1 #62, 1.3]
Amboa homan' ondry, ka ny aina no manefa. [2.558 #161]
Amboa nangalatra ondry, ka ny fo no manefa. [2.165]
Amboa nangalatra ondry: ny fo no manefa. [2.415 #4268, 2.653 #126]
Malagasy interpretationEnti-milaza ny mpangalatra izay tsy maintsy manonitra arakaraka ny zavatra nangalariny. [1.1 #62]
French translationChien qui est pris, mangeant une brebis, la paie de sa vie. [2.415 #4268]
Un chien qui a volé un mouton, il le paiera de sa vie. [2.165]
Un chien qui est pris, mangeant une brebis, la paie de sa vie. [1.3]
French interpretationQuand un voleur est pris sur le fait, il est mis à mort. [1.3]
S' appliquait à celui qui s' était rendu coupable d' un crime entraînant la peine de mort. [2.165]
Se disait des voleurs pris en flagrant délit de vol, entraînant la peine capitale ; ils étaient mis à mort sans autre forme de procès. [2.415 #4268]

Proverb 2Eranambatry tsy ampy : vozon' akoho no manefa. [2.415 #3641, 2.558 #1043, 2.653 #876]
French translationPour la soixante-douzième partie de la piastre qui manque, il faut suppléer par le cou d' un poulet. [2.415 #3641]

Proverb 3Lambo nihinam-bary : tritry manefa. [1.147 #L17]

Proverb 4Raha haka ny an' ny olona mivelatra ohatra ny tafoben-trano, fa nony hanefa, mihorona toy ny tapenaka. [2.558]
Raha haka ny an' olona, mivelatra hoatry ny tafoben-trano, ka nony handoa, mihorona hoatry ny tapekana. [2.415 #4447]
Raha haka ny an’ olona, mivelatra ohatra ny tafoben-trano, ka nony handoa, mihorona ohatra ny tapenaka. [2.653]
Raha hangataka, mivelatra ohatra ny tafontrano; raha hangatahina, mihorona ohatra ny tapenaka. [1.1]
Malagasy interpretationEntiamilaza ny olona tia tena: rehefa hangataka aminao izy, miseho ho toy ny olona tsara, malala-tanana; rehefa hangatahanao zavatra kosa izy, tsy hahitanao mangirana. [1.1]
French translationQuand on emprunte, on s' ouvre comme la grande couverture du toit, et quand il s' agit de rembourser, on se rétrécit comme le pignon. [2.415 #4447]
French interpretationFacile pour emprunter, difficile pour rembourser. [2.415 #4447]

Index