Proverbs : manañina

Proverb3498 Mananina tsy amian-tondro . [Samson 1965 #M29]
Mana├▒ina tsy azo amian-tondro . [Houlder 1895]
Malagasy interpretation Habokana tsy ananan-drantsan-tanana. [Houlder 1895]

Proverb5780 Ohatra fa tsy mananina . [Samson 1965 #O19]

Proverb7253 Tomitsika ny tombotay , mandihy ny mananina : izay tsy mbola naniny miesora akany. [Samson 1965 #T102]

Index