Index

Proverbs : mahalana

Proverb Ketsa vary ny tonotono : izay mahalana sosohana. [Samson 1965 #K15]

Proverb Manetsa mahalana: ny ataon’ ny tena ihany no alaina. [Cousins 1871]
Manetsa vary mahalana, ka ny atao ihany no idiran' ny fatiantoka. [Rinara 1974 #2098]
Manetsa vary mahalana, ka ny atao no alaina. [Houlder 1895 #729]
French translation Planter son riz trop espacé, et récolter ce qu' on a fait (c. à. d. récolter peu). [Houlder 1895]

Proverb Ny ro no tsy atoraka : ny tokotany mahalana. [Rinara 1974]
Ny ro tsy atoraka : ny tokotany mahalana. [Cousins 1871 #2408]

Proverb Ny teny toy ny ketsa : izay mahalana sosohana. [Veyrières 1913 #4797, Cousins 1871 #2496]
Ny teny toy ny ketsa ka izay mahalana sosohana. [Houlder 1895 #552, Rinara 1974 #3288]
French translation Les paroles sont comme les jeunes plants de riz, s' ils sont trop clairsemés on en plante d' autres entre eux. [Houlder 1895]
Les paroles sont comme les plants de riz : là où c' est trop clairsemé, on en repique. [Veyrières 1913 #4797]

Index