Proverbs : lopotra

Proverb2206 Galona sy lopotra : tafaray samy meva . [Rinara 1974]
Lopotra sy galona , ka tafaray samy soa . [Rinara 1974 #1812]

Proverb3213 Lopotra nopetahan-galona , tafaray samy soa. [Cousins 1871 #1382]

Index