Index

Proverbs : laolao

Proverb Lalao amin-jaza : ka ataovy izay tsy hampitomany azy. [Veyrières 1913 #1515, Houlder 1895]
Lalao amin-jaza ka ataovy izay tsy hitomaniany. [Rinara 1974 #1690]
Tahaka ny lalao amin-jaza, ka atao izay tsy itomaniany. [Rinara 1974 #257]
Tahaka ny laolao amin-jaza, ka atao izay tsy hampitomany azy. [Cousins 1871 #2960]
French translation En jouant avec des enfants, jouez de façon à ne pas les faire pleurer. [Houlder 1895]
Quand vous jouez avec des enfants, faites en sorte de ne pas les faire pleurer. [Veyrières 1913 #1515]

Index