Index

Proverbs : kaikerina

Proverb Raha indrindra ho hanim-biby ihany, aleo kaikerin' ny renin-tantely, fa ireny no ela nihinanana ny mamy, ary raha indrindra ho fatoram-bahy ihany, aleo fatoran' ovy, fa ireny no efa nahitana ny vokatra. [Rinara 1974]
Raha indrindra hohanim-biby ihany, aleo kekerin' ny renitantely, fa ireny no efa nihinana ny mamy ; ary raha indrindra ho fatoram-bahy ihany, aleo fatoran' ny ovy, fa ireny no efa nahitana ny vokatra. [Veyrières 1913 #732, Cousins 1871]
French translation S' il faut être dévoré par les bêtes, il vaut mieux être piqué par des abeilles, car elles ont mangé des douceurs ; s' il faut être garrotté avec des lianes, il vaut mieux être attaché avec des ignames, car on en a tiré des fruits. [Veyrières 1913 #732]
French interpretation Se disait des grands qui exploitaient le peuple, mais en y mettant des formes. [Veyrières 1913 #732]

Proverb Tsy misy mafy noho ny maty anaka ; fa raha kekerin' ny moka, mitehaka. [Veyrières 1913 #952, Cousins 1871 #3523]
Tsy misy mafy ohatra ny maty anaka, fa raha kaikerin' ny moka mitehaka. [Rinara 1974]
French translation Rien n' est pénible comme de perdre son enfant, et cependant quand on est piqué par un moustique on frappe de la main. [Veyrières 1913 #952]
French interpretation Le chagrin doit parfois céder ; ce proverbe fait allusion au geste pour tuer le moustique. [Veyrières 1913 #952]

Index